Laoka mitsitsy anio: Laisoa sy atody (Oeufs brouillés au choux). Mitovitovy amin’ilay ovy sy atody sy saosety sy atody ihany ny fomba fikarakarana azy. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Akora Ilaina Laisoa; Ail, sel, poivre; Atody. Fomba fikarakarana laisoa sy atody Tetehina ny […]
The post Laisoa sy atody appeared first on Voyage Madagascar.
from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/laisoa-sy-atody/