Tuesday, January 3, 2017

Courgette sy atody

Laoka anio, ialana amin’ny hena isanandro: Courgette sy atody. Mitovitovy amin’ny courgette sy totokena ihany ny fomba fikarakarana azy saingy tsy asiana hena fotsiny. Zany hoe sokajiana ao anaty « plat végétarien ». Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Tomates, oignons, gingembre; Courgette; Sel, poivre; Atody. […]

The post Courgette sy atody appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/courgette-sy-atody/

Monday, January 2, 2017

Mofo mangahazo à la canelle

Mofo mangahazo à la canelle no natao goûter anio. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Mangahazo; Poudre de cannelle; Lait concentré; sucre, huile; 1 Oeuf.   Fomba fikarakarana mofo mangahazo   Andrahoina malemy ny mangahazo dia potserina. Asiana poudre de cannelle sy lait concentré […]

The post Mofo mangahazo à la canelle appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/mofo-mangahazo/