Fomba fikarakarana mofo voatavo amin’ny fomba tsotra sy gasigasy. Isany: 30 pièces Fotoana hiketrehana azy: 10 mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn Akora Ilaina 250g voatavo, 2 atody, 175g siramamy, 250g farine, rano, menaka. Fomba fikarakarana ny mofo voatavo Andrahoina amin’ny rano kely ny voatavo 250g dia potserina. Afangaro ao ny 2 […]
The post Mofo voatavo appeared first on Voyage Madagascar.
from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/mofo-voatavo/
No comments:
Post a Comment