Fomba fikarakarana Hen’omby ritra sy sakamalaho. Mora karakaraina. Isan’ny olona: 5-6 Fotoana hiketrehana azy: arakaraka Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Akora Ilaina Hen’omby matavy na mahia 1 kg; Sakamalaho kely atao tetika madinika; Tongolo gasy kely totoina; Menaka, Sira; Tongolo maitso tetehina kely. Fomba fikarakarana hen’omby ritra sy sakamalaho Tetehina ny hena. Miaraka arotsaka ny […]
The post Hen’omby ritra sy sakamalaho appeared first on Voyage Madagascar.
from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/henomby-ritra-sy-sakamalaho/