Thursday, March 30, 2017

Hen’omby ritra sy sakamalaho

Fomba fikarakarana Hen’omby ritra sy sakamalaho. Mora karakaraina. Isan’ny olona: 5-6 Fotoana hiketrehana azy: arakaraka Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Hen’omby matavy na mahia 1 kg; Sakamalaho kely atao tetika madinika; Tongolo gasy kely totoina; Menaka, Sira; Tongolo maitso tetehina kely.   Fomba fikarakarana hen’omby ritra sy sakamalaho   Tetehina ny hena. Miaraka arotsaka ny […]

The post Hen’omby ritra sy sakamalaho appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/henomby-ritra-sy-sakamalaho/

No comments:

Post a Comment