Noho ny fangatahin’ny maro dia noezahina atao sakafo tsy misy hena no atao maromaro. Ka indro ary atolotra anao anio ny fikarakarana pitipoa sy karaoty. Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 30 mn Fotoana hiketrehana azy: 40 mn Akora ilaina Pitipoa voavofy 2 kapoaka; Karaoty voavofy 1/2 kg; Voatabia 3, voatetika; Tongolo egypta 3 votetika; Tongolo […]
The post Pitipoa sy karaoty appeared first on Voyage Madagascar.
from Voyage Madagascar https://voyage-madagascar.org/pitipoa-sy-karaoty/