Wednesday, September 20, 2017

Pitipoa sy karaoty

Noho ny fangatahin’ny maro dia noezahina atao sakafo tsy misy hena no atao maromaro. Ka indro ary atolotra anao anio ny fikarakarana pitipoa sy karaoty. Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 30 mn Fotoana hiketrehana azy: 40 mn Akora ilaina Pitipoa voavofy 2 kapoaka; Karaoty voavofy 1/2 kg; Voatabia 3, voatetika; Tongolo egypta 3 votetika; Tongolo […]

The post Pitipoa sy karaoty appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar https://voyage-madagascar.org/pitipoa-sy-karaoty/

No comments:

Post a Comment