Thursday, October 12, 2017

Vary mainty na vary amin’ny soja

Sakafo tsy misy hena anio: Vary mainty na vary amin’ny soja nampiarahina amin’ny ovy voahendy. Ny ovy eto no atao solona laoka fa afaka soloina zavatra hafa toy ny voanjo na voamaina. Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Fotoana hiketrehana azy: 35 mn Akora ilaina Vary 4 kapoaka Sauce soja 6 sotro Menaka 1 sotro […]

The post Vary mainty na vary amin’ny soja appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar https://voyage-madagascar.org/vary-mainty/

No comments:

Post a Comment