Wednesday, October 11, 2017

Vary sy korizety

Sakafo tsy misy hena anio: vary sy korizety. Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Fotoana hiketrehana azy: 40 mn Akora ilaina Vary 4 kapoaka Korizety 4 lehibe Voatabia 4 Tongolo gasy hasiny 4 Persila fehezany 1 Sira izay tiana Menaka 3 sotro Fomba fikarakarana vary sy korizety Sasana sy borosina ny korizety dia tetehina […]

The post Vary sy korizety appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar https://voyage-madagascar.org/vary-sy-korizety/

No comments:

Post a Comment