Monday, October 31, 2016

Vary amin’anana ravin-tsalady sy saucisse

Indro atolotra anareo anio ny fomba fikarakarana vary amin’anana ravin-tsalady sy saucisse. Mitovitovy amin’ny vary amin’anana sy kitoza ihany no fanaovana azy ka dia mazotoa mamerina ary. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 5 mn   Akora Ilaina   Tongolo oignons, Patsa mena, Vary, Sira, rano, salady, Coriandre, Saucisse.   […]

The post Vary amin’anana ravin-tsalady sy saucisse appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/vary-aminanana-ravin-tsalady/

Saturday, October 29, 2016

Pizza à la saucisse fumée et aux poivrons

Tian’ny ankizy izy ity sady vacances ny andro. Azo atao gouter tsara: pizza à la saucisse fumée et aux poivrons. Lapoaly no ampiasaina eto, zany hoe pizza à la poêle. Araho par étape eo ambany ary ny fomba fikarakarana azy. Isany : pizza 6 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   […]

The post Pizza à la saucisse fumée et aux poivrons appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/pizza-a-la-saucisse-fumee-et-aux-poivrons/

Friday, October 28, 2016

Poulet laqué

Tao aorinan’ny cotelette laquée dia ity indray ary ny recette de poulet laqué, natao tamin’ny nahandro gasy: Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 1h30mn Fotoana hikarakarana azy: 3h   Akora Ilaina   Ail, gingembre, sira, poivre, sauce soja, tantely, Akoho 1kg.   Fomba fikarakarana poulet laqué   Tetehina ny akoho dia lomana ail sy gingembre sy sira […]

The post Poulet laqué appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/poulet-laque/

Monday, October 24, 2016

Kitoza fumée

Somary nampiasampiasa kitay izay tato ho ato ka nitsiry ny hevitra hoe andeha hanao kitoza fumée. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 2 na 3 andro sy 30 mn   Akora Ilaina   Nofo-kena omby hatramin’ny 1kg fa zay fetra tiana anaovana azy, Ail, sakamalao, poivre, Menaka.   Fomba fikarakarana kitoza […]

The post Kitoza fumée appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/kitoza-fumee/

Sunday, October 23, 2016

Tsaramaso lena sy saucisse fumée

Tsaramaso lena sy saucisse fumée ny laoka anio. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 25 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Tsaramaso lena, Tomate, oignon, sel, huile; saucisse fumée   Fomba fikarakarana tsaramaso lena sy saucisse fumée   Andrahoina halemy ny tsaramaso lena. Rehefa malemy avy dia arotsaka ny tomate sy […]

The post Tsaramaso lena sy saucisse fumée appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/tsaramaso-lena-sy-saucisse-fumee/

Saturday, October 22, 2016

Cotelette laquée – Tsa tsiou

Efa nozaraina teto ny tsa tsiou vita malagasy. Anio ndray isika izara ny Cotelette laquée – Tsa tsiou. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 2h 15mn   Akora Ilaina   Ail, gingembre, 4 épices, sauce soja, miel, huile, poivre, sel, eau , côtelette 500 g.   Fomba fikarakarana Cotelette laquée – Tsa tsiou […]

The post Cotelette laquée – Tsa tsiou appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/cotelette-laquee/

Friday, October 21, 2016

Boulettes chinoises aux poivrons

Laoka anio: Boulettes chinoises aux poivrons. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   nofo-kena 250g, atody 1, céléri 2 càs, soja 2 càs, fécule de manioc 2 càs, sucre 1 càc, sel 1 càc, poivre, huile, eau, tomate, oignon, poivre, poivron.   Fomba fikarakarana boulettes chinoises […]

The post Boulettes chinoises aux poivrons appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/boulettes-chinoises-aux-poivrons/

Thursday, October 20, 2016

Vily sauce

Iza no tia vily sauce? Hoan’izay tsy mahafantatra dia anaran-kazandrano kely madinika ny vily, toy ireny pirina ireny ny paoziny. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn   Akora Ilaina   Vily, sira, menaka, Voatabia sy tongolo.   Fomba fikarakarana vily sauce   Lomana rano matimaty ny vily mba […]

The post Vily sauce appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/vily-sauce/

Tuesday, October 18, 2016

Tsock mixte

Laoka mety atao tsara amin’izao andro fahavaratra izao: Tsock Mixte na koa tchok mixte. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 4h Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Vary, Akoho, Patsa be Sakamalao, sira, menaka, Salade na zava-maintso, Boulettes chinoises, atody (facultatif).   Fomba fikarakarana Tsock mixte   Lomana rano mandifotra azy ny menaka kely. Andrahoina […]

The post Tsock mixte appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/tsock-mixte/

Pousse-pousse de Madagascar

Le pousse-pousse ou « posiposy » ou « posy » est un moyen de transport qu’on trouve  beaucoup à Antsirabe à Madagascar. D’où l’appellation de cette dernière par « la ville des pousse-pousse ». Le posy est une charrue à deux roues, bien entretenue, tiré par un homme et desservant tous les recoins de la ville. Mis-à part ses couleurs flashis, chaque […]

The post Pousse-pousse de Madagascar appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/pousse-pousse/

Monday, October 17, 2016

Echine de porc au caramel

Echine de porc au caramel ny fanampin-daoka hariva. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 1h 10 mn   Akora Ilaina   Ail, gingembre, sel, poivre, Miel (ou sucre), Sauce soja Échine de porc, Eau, huile,   Fomba fikarakarana echine de porc au caramel   Lomana 1h amin’ny ail sy gingembre sy sel […]

The post Echine de porc au caramel appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/echine-de-porc-au-caramel/

Sunday, October 16, 2016

Soupe au poulet

Tsy mety afa-bizana e! Soupe au poulet (akoho gasy) indray anio. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Pates, Akoho, Sakamalao, sira, Sauce soja, poivre, Tantely, Atody, ciboulette, coriandre.   Fomba fikarakarana Soupe au poulet   Andrahoina ny pâtes, atokana. Tenehina anaty rano betsaka ny elatr’akoho sy […]

The post Soupe au poulet appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/soupe-au-poulet/

Saturday, October 15, 2016

Poisson à la belle vue

Entrée classque be nefa tiany zaza ka io no vita anio: Poisson à la belle vue. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Ovy, Nofo-trondro, Sel, vinaigre, oignon, Mayonnaise, Oeufs Tomates   Fomba fikarakarana poisson à la belle vue   Andrahoina ny ovy, toy izay […]

The post Poisson à la belle vue appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/poisson-a-la-belle-vue/

Friday, October 14, 2016

Fricassée de poulet aux poivrons

Laoka malagasy vita avy amin’ny akoho indray ary: fricassée de poulet aux poivrons. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn   Akora Ilaina   Akoho tomate, oignon, poivre, rano, menaka, sira   Fomba fikarakarana fricassée de poulet aux poivrons   Asiana sel sy poivre ny akoho dia endasina mendy. Manao sauce […]

The post Fricassée de poulet aux poivrons appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/fricassee-de-poulet-aux-poivrons/

Thursday, October 6, 2016

Tilapia sy saosety

Avy nandeha nanjono androany dia nahazo tilapia maromaro ka tonga dia natao laoka avy hatrany nampiarahina amin’ny saosety. Ka indro ary ny recette tilapia sy saosety (tilapia aux cristophines ) . Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn   Akora Ilaina   trondro tilapia, tomates, oignon; saosety (chayotte, chouchoute, […]

The post Tilapia sy saosety appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/tilapia-sy-saosety/

Wednesday, October 5, 2016

Brochettes de zébu aux légumes

Kitonotono kely indray fa zoma ny andro. Azontsika hatao tsara amin’ny fetiny isan-karazany mifanesy. Mitovitovy amin’ilay recette de brochettes de coeur de boeuf aux legumes ihany. Inty ary ny brochettes de zébu aux légumes. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 2 h 15 mn.   Akora Ilaina   Nofoken’omby; sauce soja; […]

The post Brochettes de zébu aux légumes appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/brochettes-de-zebu-aux-legumes/

Tuesday, October 4, 2016

Catless de haricot

Catless de haricot, recette original indray ity, vita malagasy hatrany. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Tsaramaso (haricot) 1 kapoaka;  Toto-kena omby 250g; Sel, poivre; Coriandre (kotomila); Ciboulette (tongolo maitso); Atody.   Fomba fikarakarana catless de haricot   Andrahoina malemy ny tsaramaso ( mety […]

The post Catless de haricot appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/catless-de-haricot/

Monday, October 3, 2016

La colline sacrée d’ Ilafy et le musé

Ilafy fait partie de la commune rurale d’Ankadikely. Elle se situe à 10 km de la capitale de Madagascar. C’est l’une des 12 collines sacrées d’Antananarivo.   Histoire du rova d’Ilafy   Historiquement, les habitants ont peuplé Ilafy depuis l’époque du roi Ralambo. Jadis, la colline a été nommée Ambohitrakanga. Le nom de la colline […]

The post La colline sacrée d’ Ilafy et le musé appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/colline-sacree-ilafy/

Sunday, October 2, 2016

Boulettes de Chayotte

Laoka indray ary: Boulettes de Chayotte. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 10 mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn   Akora Ilaina   saosety (chayotte) 2 lehibe; toto-kena 250g; ail, gingembre, sel, poivre, atody 1, chapelure   Fomba fikarakarana boulettes de Chayotte   Raper-na ny saosety 2 lehibe dia potserina amin’ny tanana hiala ny ranony. Afangaro […]

The post Boulettes de Chayotte appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/boulettes-de-chayotte/

Saturday, October 1, 2016

Gâteau de mais à la banane fourré aux cacahuetes

Vacances = goûter . Inty ary misy recette de gâteau de mais à la banane fourré aux cacahuètes. Tsy dia mandany izy ity nefa tsara ary tian’ny ankizy. Isany: 6 portions Fotoana hiketrehana azy: 40 mn Fotoana hikarakarana azy: 20 mn   Akora Ilaina 12 cuillères à soupe de koba katsaka; 6 cuillères à soupe de sucre; […]

The post Gâteau de mais à la banane fourré aux cacahuetes appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/gateau-de-mais-a-la-banane/