Monday, October 31, 2016

Vary amin’anana ravin-tsalady sy saucisse

Indro atolotra anareo anio ny fomba fikarakarana vary amin’anana ravin-tsalady sy saucisse. Mitovitovy amin’ny vary amin’anana sy kitoza ihany no fanaovana azy ka dia mazotoa mamerina ary. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 5 mn   Akora Ilaina   Tongolo oignons, Patsa mena, Vary, Sira, rano, salady, Coriandre, Saucisse.   […]

The post Vary amin’anana ravin-tsalady sy saucisse appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/vary-aminanana-ravin-tsalady/

No comments:

Post a Comment