Thursday, October 6, 2016

Tilapia sy saosety

Avy nandeha nanjono androany dia nahazo tilapia maromaro ka tonga dia natao laoka avy hatrany nampiarahina amin’ny saosety. Ka indro ary ny recette tilapia sy saosety (tilapia aux cristophines ) . Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 10 mn   Akora Ilaina   trondro tilapia, tomates, oignon; saosety (chayotte, chouchoute, […]

The post Tilapia sy saosety appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/tilapia-sy-saosety/

No comments:

Post a Comment