Monday, October 24, 2016

Kitoza fumée

Somary nampiasampiasa kitay izay tato ho ato ka nitsiry ny hevitra hoe andeha hanao kitoza fumée. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 2 na 3 andro sy 30 mn   Akora Ilaina   Nofo-kena omby hatramin’ny 1kg fa zay fetra tiana anaovana azy, Ail, sakamalao, poivre, Menaka.   Fomba fikarakarana kitoza […]

The post Kitoza fumée appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/kitoza-fumee/

No comments:

Post a Comment