Tao aorinan’ny cotelette laquée dia ity indray ary ny recette de poulet laqué, natao tamin’ny nahandro gasy: Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 1h30mn Fotoana hikarakarana azy: 3h Akora Ilaina Ail, gingembre, sira, poivre, sauce soja, tantely, Akoho 1kg. Fomba fikarakarana poulet laqué Tetehina ny akoho dia lomana ail sy gingembre sy sira […]
The post Poulet laqué appeared first on Voyage Madagascar.
from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/poulet-laque/
No comments:
Post a Comment