Wednesday, November 23, 2016

Riz aux légumes

Izay kely eo am-pelatanana no amboarimboarina hampifaliana ny tokantrano, ireto indray no vita anio: riz aux légumes nampiarahina tamin’ny steak chinois sy salade de tomates et poivrons. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 30 mn Fotoana hikarakarana azy: 1h et 15 mn   Akora Ilaina   Carottes, haricot-verts, oignons, ail, sel, poivre, Curry (colombo), riz, huile, gingembre, 4 […]

The post Riz aux légumes appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/riz-aux-legumes/

Tuesday, November 22, 2016

Canapé malagasy

Ito ary ny canape malagasy! Tsotra dia tsotra. Natao madinidinika izy ireto fa ho an’olona maro. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 0 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Pain de mie, Mayonnaise, ketchup, Carotte, Vinaigrette, Charcuterie.   Fomba fikarakarana Canapé malagasy   Zaraina 4 ny pain de mie (1 tranche zaraina 4). […]

The post Canapé malagasy appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/canape-malagasy/

Sunday, November 20, 2016

Composé malagasy

Tao aorinan’ny  salade composée  dia atolotra anareo anio indray ny fomba fanamboarana composé malagasy. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Ovy, Betterave, vinaigre, sel, poivre, mayonnaise, pate gasy, tomate, oignon, poivrons, oeufs, ciboulettes.   Fomba fikarakarana Composé malagasy   Salade Russe: samy andrahoina ny ovy […]

The post Composé malagasy appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/compose-malagasy/

Friday, November 18, 2016

Pizza à la poele

  Tsy tapaka farine mihintsy ato an-trano ka tao aorinan’ny Pizza bolognaise à la poêle sy ny Pizza à la saucisse fumée et aux poivrons dia indro indray ary ny pizza à la poele (classique). Isany:  8 pizzas Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 1h  15mn   Akora Ilaina   500g de farine, […]

The post Pizza à la poele appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/pizza-a-la-poele/

Thursday, November 17, 2016

Patate frite na vomanga endasina

Iza no tsy tia atao gouter? Sady tsotra no tsy lafo. Patate frite na vomanga endasina. Ny anay sucré – salé no itiavanay azy, ny vomanga moa mamy. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 10 mn Fotoana hikarakarana azy: 5 mn   Akora Ilaina   Vomanga; Dobera (beurre) Sel, poivre.   Fomba fikarakarana Patate frite na vomanga […]

The post Patate frite na vomanga endasina appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/patate-frite/

Soupe au pak choi

Tao aorinan’ny saucisses fumées au pak choi et aux échalottes dia indro atolotra anao manokana ny fomba fikarakarana lasoupy gasy antsoina hoe soupe au pak choi . Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 25 mn   Akora Ilaina   Pates gasy, Atody, Nofo-kena, Ail, gingembre, Sira, menaka, rano, Tantely, 4 […]

The post Soupe au pak choi appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/soupe-au-pak-choi/

Monday, November 14, 2016

Boulettes de porc aux légumes

Boulettes de porc aux légumes indray ary no soson-daokantsika anio (recette de chair à saucisse). Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   350g nofo-kisoa, 150g de lard, ail, sel, poivre, eau tomate, oignon, thym, légumes.   Fomba fikarakarana boulettes de porc aux légumes   Miaraka mixer-na ny […]

The post Boulettes de porc aux légumes appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/boulettes-de-porc-aux-legumes/

Thursday, November 10, 2016

Steak pané

Tao aorinan’ny recette de steak chinois dia indro atolotra anareo anio ny recette de steak pané. Nikarakaraina tamin’ny fomba gasy ihany. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 45 mn   Akora Ilaina   Nofon-kena, Ail, gingembre, Sauce soja, Sel, poivre, huile, Atody, Chapelure.   Fomba fikarakarana Steak pané   Lomana 30mn […]

The post Steak pané appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/steak-pane/

Wednesday, November 9, 2016

Steak chinois

Raha mbola tsy manana idée atao laoka ity misy steak chinois. Sady ankafizin’ny ankizy ny steak ampiarahina amin’ny frites na  pates. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 1h 15 mn   Akora Ilaina   Nofo-kena, Ail, gingembre, Sauce soja, Sel, poivre, huile, Fécule de manioc, 4 épices .   Fomba […]

The post Steak chinois appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/steak-chinois/

Tuesday, November 8, 2016

Rent 501, la référence en Raid en quad à Madagascar

Rent501 est une jeune entreprise de location de quad, de voiture légère et de 4×4, spécialisé dans le Raid en quad à Madagascar et installée dans le centre-ville de Tamatave Madagascar. Depuis plus d’un an et demi d’existence, nous nous efforçons de faire connaître la beauté de la Côté-Est de la Grande-Île en quad. Ainsi, […]

The post Rent 501, la référence en Raid en quad à Madagascar appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/raid-en-quad-a-madagascar/

Saturday, November 5, 2016

Pizza bolognaise à la poêle

Rehefa avy nanandrana ny pizza à la saucisse fumée et aux poivrons dia indro indray atolotra anareo ny pizza bolognaise à la poêle . Isan’ny: 8 pizzas Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 1h et 10mn   Akora Ilaina   750g de farine, 1 sachet de levure boulangère Saf Instant, 7 càs d’huile, 1 […]

The post Pizza bolognaise à la poêle appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/pizza-bolognaise-a-la-poele/

Friday, November 4, 2016

Boulettes de flageolets na catless tsaramaso

Mbola tsy mahita laoka hatao ve o? ito indray ary ny Boulettes de flageolets na koa catless tsaramaso lena. Azo soloina tsaramaso maina ihany koa anefa. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Tsaramaso lena na maina, Toto-kena, Sel, poivre, ail, huile, Coriandre, ciboulette, Atody […]

The post Boulettes de flageolets na catless tsaramaso appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/boulettes-de-flageolets/

Wednesday, November 2, 2016

Pâtes aux oeufs et aux champignons noirs

Matetika isika sahirana mitady fangarona pâtes. Tsy voatery ho izay lafo vidy anefa no tsara fa miezaka isika miaina amin’ny zava-misy. Tao aorianan’ny fomba fikarakarana ny pâtes garnie amin’ny fomba gasy dia indro atolotra androany ny fikarakarana pâtes aux oeufs et aux champignons noirs. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: […]

The post Pâtes aux oeufs et aux champignons noirs appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/pates-aux-oeufs/

Tuesday, November 1, 2016

Fricassée de poulet aux champignons noirs

Tao aorianan’ny fricassée de poulet aux poivrons, dia indro atolotra anareo indray ny fricassée de poulet aux champignons noirs. Mitovitovy ihany ny fomba fikarakarana sy fahandro azy. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 30 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn   Akora Ilaina   Akoho, Sira, poivre, Ail, oignon, Menaka, rano, Champignons noirs.   Fomba fikarakarana […]

The post Fricassée de poulet aux champignons noirs appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/fricassee-de-poulet-aux-champignons/