Matetika isika sahirana mitady fangarona pâtes. Tsy voatery ho izay lafo vidy anefa no tsara fa miezaka isika miaina amin’ny zava-misy. Tao aorianan’ny fomba fikarakarana ny pâtes garnie amin’ny fomba gasy dia indro atolotra androany ny fikarakarana pâtes aux oeufs et aux champignons noirs. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: […]
The post Pâtes aux oeufs et aux champignons noirs appeared first on Voyage Madagascar.
from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/pates-aux-oeufs/
No comments:
Post a Comment