Ito ary ny canape malagasy! Tsotra dia tsotra. Natao madinidinika izy ireto fa ho an’olona maro. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 0 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Akora Ilaina Pain de mie, Mayonnaise, ketchup, Carotte, Vinaigrette, Charcuterie. Fomba fikarakarana Canapé malagasy Zaraina 4 ny pain de mie (1 tranche zaraina 4). […]
The post Canapé malagasy appeared first on Voyage Madagascar.
from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/canape-malagasy/
No comments:
Post a Comment