Raha mbola tsy manana idée atao laoka ity misy steak chinois. Sady ankafizin’ny ankizy ny steak ampiarahina amin’ny frites na pates. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 1h 15 mn Akora Ilaina Nofo-kena, Ail, gingembre, Sauce soja, Sel, poivre, huile, Fécule de manioc, 4 épices . Fomba […]
The post Steak chinois appeared first on Voyage Madagascar.
from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/steak-chinois/
No comments:
Post a Comment