Tao aorinan’ny salade composée dia atolotra anareo anio indray ny fomba fanamboarana composé malagasy. Isan’ny olona: 4 Fotoana hiketrehana azy: 15 mn Fotoana hikarakarana azy: 15 mn Akora Ilaina Ovy, Betterave, vinaigre, sel, poivre, mayonnaise, pate gasy, tomate, oignon, poivrons, oeufs, ciboulettes. Fomba fikarakarana Composé malagasy Salade Russe: samy andrahoina ny ovy […]
The post Composé malagasy appeared first on Voyage Madagascar.
from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/compose-malagasy/
No comments:
Post a Comment