Saturday, August 12, 2017

Badjia

Azo atao laoka na gouter na ihany ko tsakitsaky  ny badjia, sady mora atao no tsy lafo mihitsy.  Nalaina tahaka tamin’ny nahandro comorienne izy ity ka natao tamin’ny fomba gasy gasy. Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 25 mn Fotoana hiketrehana azy: 30 mn Akora ilaina Voanemba Rano Sel Poivre, poireau Huile Fomba fikarakarana Badjia Lomana […]

The post Badjia appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/badjia/

No comments:

Post a Comment