Wednesday, August 16, 2017

Voatavo sauce

Tsy asiana hena indray aloha, voatavo sauce no atao laoka anio. Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 25 mn Fotoana hiketrehana azy: 60 mn Akora ilaina Tomate, oignon Sel, poivre Voatavo Rano Ail Fomba fikarakarana Voatavo sauce Manao sauce tomate sy oignon. Avy eo arotsaka ny voatavo, ny sel ary ny poivre dia ampiana rano. Avela […]

The post Voatavo sauce appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/voatavo-sauce/

No comments:

Post a Comment