Thursday, August 10, 2017

Soupe Tamatave : navoakan’ny Gastro Pizza ny tsiambaratelony

Faly miaharaba antsika rehetra izay mankafy ny bouillon de Soupe tamatavy. Ato amin’ny lakozia ary tsika izao dia andeha hanontaniantsika i Chef Veve ny fomba fikarakarana azy. Izy no haneho aminao oe tahaka ny ahoana ny fanaovana ny bouillon de Soupe tamatave. Ahoana ary ny fomba fikarakarana ny bouillon de soupe Tamatave? Mba ahazoana  fahasalamana […]

The post Soupe Tamatave : navoakan’ny Gastro Pizza ny tsiambaratelony appeared first on Voyage Madagascar.



from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/soupe-tamatave/

No comments:

Post a Comment