Ity ary ny soson-daoka ho an’ny rahampitso : gogo sauce. Ny gogo moa dia ireny trondro andranomamy somary mamiratra mangamanga ireny ny lokony. Azo atao sauce tsara na koa asaly, zany hoe hamainina. Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 25 mn Fotoana hiketrehana azy: 56 mn Akora ilaina Tomate, oignon, ail Sel, poivre Ciboulette Curry Trondro (gogo) […]
The post Gogo sauce appeared first on Voyage Madagascar.
from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/gogo-sauce/
No comments:
Post a Comment