Mafana ny andro ka atao maivamaivana, mety tsara ho an ireo te-hanena vatana: légumes à la vinaigrette. Isan’ny olona: 4 Fotoana hikarakarana azy: 25 mn Fotoana hiketrehana azy: 30 mn Akora ilaina Poireaux Concombre Citron Radis Vinaigre Sucre Huile Oignon Fomba fikarakarana légumes à la vinaigrette Andrahoina 8mn ny vodina poireaux dia tsihifina ary avela hangatsiaka. […]
The post Légumes à la vinaigrette appeared first on Voyage Madagascar.
from Voyage Madagascar http://voyage-madagascar.org/legumes-a-la-vinaigrette/
No comments:
Post a Comment